Popup

all ziks
Ho malalanao

Numéro de la piste Titre Classement Nombre d'écoutes Télécharger Ajouter à mon blog Actions
1 Ho malalanao
285 lectures
2 INDRAY ANDRO ANY
97 lectures

Tu n'as pas la bonne version de Flash pour utiliser le player Skyrock Music.
Clique ici pour installer Flash.

MP3 : INDRAY ANDRO ANY (2007)

[ Ecouter ce morceau ]

  • Titre : INDRAY ANDRO ANY
  • Année : 2007

Paroles :

Niondrika ianao
tsy nahajery ahy
nilaozan'olon-tiana ka nangahiahy
ilay tavanao, kotsan-dranomaso
manatona aty
avy etsy hofafako

Ireo tambitambinao
Ireo safosafonao
nataonao t@ fo, t@amim-pitiavana avokoa
ka tsy anenenanao
satria tsara ireo natao
"indray andro izy indray no hitomany anao"

ilay fonao mbola tia
tsy haiko atao ahoana
saino ko fa mandroso ihany ny fotoana
izy ne efa lasa
tamàna any an-kafa
tsy aleo ve manorim-piainana vaovao

# Posté le mercredi 26 décembre 2007 09:12

MP3 : Zay / Ho malalanao (2007)

[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]

  • Titre : Ho malalanao
  • Album : Zay
  • Année : 2007

Paroles :


Ho malalanao


Toa vao haingana ihay no nahalalako anao
Fotoana fohy ihany hatramin'izao
Nefa tsy mifankafoy mifampiankin-doha
Mpinamana mahafatra-po
Na ny manodidina aza efa mananihany
Indraindray toa mahatonga saina ihany
Hoe izay misy anao dia tiako hisy ahy hatrany
Tsy mahafoy anao aho, marina izany

Fa efa zatra anao, zatra anao
Zatra niaraka aminao
Efa zatra namanao
Ka ny ho malalanao, io indray no mba iriako
Ka ho malalako amin'izay no hiantsoako anao

Mierikerika foana raha vao mandeha irery
Mitady anao sao lahy mba eny ho eny
Na ny nofiko aza refa matory
Raha vao tsisy anao dia manorisory
Rehefa iny aho oriory tsy mety izay atao
Misava avokoa raha vao antsoinao
Ireo oram-pifaliana indray no ahatsapako
Fa tsy feno mintsy raha vao tsy eo ianao

Fa efa zatra anao, zatra anao
Zatra niaraka aminao
Efa zatra namanao
Ka ny ho malalanao, io indray no mba iriako
Ka ho malalako amin'izay no hiantsoako anao


# Posté le jeudi 22 novembre 2007 16:58